Blog

LOA-BARY AN-DASY

LOA-BARY AN-DASY

Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon'ny BIANCO tamin'ireo mpianatra tato amin'ny CNTEMAD. Fihaonana izay notarihan'ny tale jeneralin'ny BIANCO,Atoa Laza ANDRIANIRINA sy ny Tale nasionalin'ny CNTEMAD, Atoa Lalatiana ANDRIAMIRADO,...

lire plus
Soutenance de fin d’étude

Soutenance de fin d’étude

Mpianatra 22 mianadahy no nahavita ny dingana famaranana ka niroso tamin'ny fanaovana ny "Soutenance de fin d'etude", ka nahazo ny mari-pahaizana "Master M2“, izay mari-pahaizana faratampony ato amin'ny Cntemad. --10 tamin'izy ireo nanaraka ny lalam-piofanana...

lire plus
SMATCHIN 10è Edition

SMATCHIN 10è Edition

Nanomboka ny 09 Martsa ary tsy nifarana raha tsy tamin'ny 17 Martsa 2024 lasa teo ny SMATCHIN andiany faha 10. Toy ny fanao hatramin'izay sy ho fampivoarana ireo mpianatra ato aminy dia nandray anjara tamin'izany 10 ny CNTEMAD.Tsy zoviana amin'ny hafa fa manana kalaza...

lire plus
Fiaraha miasa amin’ny rehetra

Fiaraha miasa amin’ny rehetra

Sekoly fampiarana ambony am-pitain-davitra ny CNTEMAD, misokatra hoan'ireo rehetra izay mbola manana fanriana hanohy fiarana na dia efa misehatra amin'ny asa fivelomana aza fa indrindra ireo izay somary teritery fotoana nohon'ny antony maro samihafa. Manoloan'izany...

lire plus