par Info service Communication | Mai 10, 2024 | Actualité
Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon’ny BIANCO tamin’ireo mpianatra tato amin’ny CNTEMAD. Fihaonana izay notarihan’ny tale jeneralin’ny BIANCO,Atoa Laza ANDRIANIRINA sy ny Tale nasionalin’ny...
par cnte_mada | Mar 14, 2024 | Actualité
Mpianatra 22 mianadahy no nahavita ny dingana famaranana ka niroso tamin’ny fanaovana ny « Soutenance de fin d’etude », ka nahazo ny mari-pahaizana « Master M2“, izay mari-pahaizana faratampony ato amin’ny Cntemad. –10 tamin’izy ireo...
par cnte_mada | Fév 14, 2024 | Actualité
Nanomboka ny 09 Martsa ary tsy nifarana raha tsy tamin’ny 17 Martsa 2024 lasa teo ny SMATCHIN andiany faha 10. Toy ny fanao hatramin’izay sy ho fampivoarana ireo mpianatra ato aminy dia nandray anjara tamin’izany 10 ny CNTEMAD.Tsy zoviana...
par cnte_mada | Nov 14, 2023 | Actualité
Sekoly fampiarana ambony am-pitain-davitra ny CNTEMAD, misokatra hoan’ireo rehetra izay mbola manana fanriana hanohy fiarana na dia efa misehatra amin’ny asa fivelomana aza fa indrindra ireo izay somary teritery fotoana nohon’ny antony maro samihafa....