𝐅𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐍𝐓𝐄𝐌𝐀𝐃 𝐡𝐨 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐍𝐨𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚

𝐅𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐍𝐓𝐄𝐌𝐀𝐃 𝐡𝐨 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐍𝐨𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚

Nisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center Antaninarenina, ny 21 janoary 2025 niresahana sy nandinihina ireo fanatsarana ilaina ho fanovana ny Ivontoeram-pampianarana ampitain-davitra CNTEMAD ho oniversite nomerika. Isan’ny lahadinika ihany koa ny...
LOA-BARY AN-DASY

LOA-BARY AN-DASY

Tontosa ny Alarobia 08 Mai 2024 lasa teo ny famelabelaran-kevitra nataon’ny BIANCO tamin’ireo mpianatra tato amin’ny CNTEMAD. Fihaonana izay notarihan’ny tale jeneralin’ny BIANCO,Atoa Laza ANDRIANIRINA sy ny Tale nasionalin’ny...