7 commentaires sur “Guide de la redaction du rapport de Stage (A.U 2019-2020)”

  1. Miarahaba tompoko,ahoana ny hanaovana inscription ho an’ny mpianatra lavitr’Antananarivo,tompoko?Hiditra L3 en commerce, et master en communication no sampam-pianarana tiana hidirana.Oviana ny inscription manaraka azafady?

    1. Miarahaba tompoko,

      Misy centres régionaux (CRTE) na antenne ny CNTEMAD any amin’ny faritra, ka azo fantarina ve ny toerana misy anao ahafanay manoro ny CRTE azo anatonana, anatanterahana izany « inscription » izany ? Misy ireo atotan-taratasy izay fenoina any anivon’ny centre tsirairay.

      Mbola misokatra ny inscription izao.

      Mankasitraka tompoko.

  2. Miarahaba tompoko;
    Mba saika anotany azafady hoe :
    Rahoviana farany fanaterana ilay rapport de stage ?
    Hoatrany ahoana ilay hoe misafidy thème?
    mbola misy vola aloha ve?
    Izaho mantsy mpianatra efa afaka tamin’ny examen théorie informatique tamin’ny taona 2018 kanefa nisy olana dia amin’izao fotoana izao vao afaka nanao ilay stage.Tsy tara loatra ve?
    Misaotra mialoha !

    1. Miarahaba tompoko,

      Ho anareo tsy mbola nanatitra manaova « demande » (amin’ny « chef de mention »), aloha ampiharahina amin’ny « relevé de notes » tamin’izany.
      Miakina amin’izay valiny eo no ahafanao manatitra na tsia ny boky.

      Mankasitra tompoko.

  3. miarahaba tompoko hiditra L1 ato amin’ny lalampiofanana commerce aho dia mba te hafantatra ny mahakasika ny dossier sy ny atao mahakasika izany misaotra tompoko

  4. Salama tompoko,

    Mba misy fanontaniaina kely, izaho dia nahavita ny « licence en Communication des Entreprises » tamin’ny 2015, noho ny antony arak’asa anefa dia tsy vitako mihitsy ny rapport de stage, mba misy certificat azo omena ahy ve hoe afaka ilay examen écrit aho fa tsy nahavita boky, sa tsy maintsy mahavita rapport de stage vao mahazo taratasy fanamarihana aho, nefa io mba ilaiko amin’ny asako

    1. Salama tompoko,

      Tsy maintsy mahavita ny boky « rapport de stage » izay vao afaka mahazo « attestation » (izay taratasy angatahinao eto).

      Mankasitraka tompoko.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *